Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”
10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+
4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”