-
Isaia 45:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izao no tenin’i Jehovah:
“Ho tonga any aminao ka ho lasanao ny tombony azon’i* Ejipta,
Sy ny entam-barotr’i* Etiopia, ary ny Sabeanina avo ranjanana.
Handeha ao aorianao izy ireo, sady mifatotra rojo vy.
Ho tonga izy ireo ka hiankohoka eo anatrehanao.+
Hanaja anao izy ireo ka hiteny hoe: ‘Manampy anao tokoa Andriamanitra.+
Tsy misy ankoatra azy, ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy izy.’”
-