FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nataony lavitra ahy ny rahalahiko,

      Ary mihatakataka amiko ireo mahafantatra ahy.+

  • Salamo 31:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manao tsinontsinona ahy daholo ny fahavaloko,+

      Indrindra fa ny mpiara-monina amiko.

      Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;

      Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+

  • Jaona 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tonga tao amin’ny tany niaviany izy, nefa tsy nandray azy ny olona tao.

  • Jaona 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nino azy mantsy ireo rahalahiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara