Salamo 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Kankana anefa aho fa tsy olona,Ary ataon’ny olona tsinontsinona* sady ambanimbanin’ny vahoaka.+ Salamo 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maneso ahy ny fahavaloko, ka mankahala ahy sy mifofo ny aiko;*Maneso ahy tontolo andro izy ireo hoe: “Aiza ny Andriamanitrao?”+ Salamo 102:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manaraby ahy tontolo andro ny fahavaloko.+ Izay maneso* ahy dia mampiasa ny anarako rehefa manozona.
10 Maneso ahy ny fahavaloko, ka mankahala ahy sy mifofo ny aiko;*Maneso ahy tontolo andro izy ireo hoe: “Aiza ny Andriamanitrao?”+
8 Manaraby ahy tontolo andro ny fahavaloko.+ Izay maneso* ahy dia mampiasa ny anarako rehefa manozona.