Salamo 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manao tsinontsinona ahy daholo ny fahavaloko,+Indrindra fa ny mpiara-monina amiko. Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+ Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+
11 Manao tsinontsinona ahy daholo ny fahavaloko,+Indrindra fa ny mpiara-monina amiko. Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+