Salamo 69:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tafalentika ao anaty fotaka mandrevo aho, ka tsy misy tany maina hamikiran’ny tongotro.+ Latsaka ao anaty rano lalina aho,Ary nofaohin’ny rano misasasasa.+
2 Tafalentika ao anaty fotaka mandrevo aho, ka tsy misy tany maina hamikiran’ny tongotro.+ Latsaka ao anaty rano lalina aho,Ary nofaohin’ny rano misasasasa.+