Salamo 63:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara noho ny aina ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao,+Ka hanome voninahitra anao ny molotro.+ Salamo 109:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa ianao kosa ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô,Ampio aho noho ny anaranao.+ Vonjeo aho, fa tsara ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao.+
21 Fa ianao kosa ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô,Ampio aho noho ny anaranao.+ Vonjeo aho, fa tsara ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao.+