Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 69:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao.+ Mba tsinjovy aho fa be famindram-po ianao,+ Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
16 Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao.+ Mba tsinjovy aho fa be famindram-po ianao,+ Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao