FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Tonga dia nihazakazaka naka spaonjy ny iray tamin’izy ireo, dia natsobony tao anaty divay marikivy ilay izy ka nataony teo amin’ny bararata iray, ary nomeny hosotroin’i Jesosy.+

  • Marka 15:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia nisy olona iray nihazakazaka ka nanatsoboka spaonjy tao anaty divay marikivy. Dia nataony teo amin’ny bararata iray ilay izy ka nomeny hosotroin’i Jesosy,+ sady hoy izy: “Avelao izy e! Aleo hojerentsika raha ho avy hampidina azy i Elia.”

  • Lioka 23:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Na ny miaramila aza naneso azy, ka nanatona ary nanome azy divay marikivy,+

  • Jaona 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nisy divay marikivy eran’ny siny teo. Koa natsoboky ny olona tao anatin’ilay divay marikivy ny spaonjy, dia nataony teo amin’ny tahona hysopa* ka natohony tamin’ny vavan’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara