Salamo 69:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Poizina* kosa no nomen’izy ireo hohaniko,+Ary vinaingitra no nomeny ahy hosotroiko rehefa nangetaheta aho.+ Jaona 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nisy divay marikivy eran’ny siny teo. Koa natsoboky ny olona tao anatin’ilay divay marikivy ny spaonjy, dia nataony teo amin’ny tahona hysopa* ka natohony tamin’ny vavan’i Jesosy.+
21 Poizina* kosa no nomen’izy ireo hohaniko,+Ary vinaingitra no nomeny ahy hosotroiko rehefa nangetaheta aho.+
29 Nisy divay marikivy eran’ny siny teo. Koa natsoboky ny olona tao anatin’ilay divay marikivy ny spaonjy, dia nataony teo amin’ny tahona hysopa* ka natohony tamin’ny vavan’i Jesosy.+