-
1 Tantara 22:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Izao àry, anaka: Enga anie hanampy anao i Jehovah, dia hahomby ianao rehefa manorina ny tranon’i Jehovah Andriamanitrao, araka izay efa nolazainy momba anao.+ 12 Hanampy anao ho malina sy hahira-tsaina anie i Jehovah,+ rehefa omeny fahefana hitondra ny Israely ianao! Amin’izay ianao dia hanaraka ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao.+
-