1 Mpanjaka 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?” 1 Mpanjaka 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+
9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?”
28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+