Salamo 89:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+ 37 Ho mafy orina mandrakizay toy ny volana izy io,Tahaka ny vavolombelona mendri-pitokisana eny amin’ny lanitra.” (Sela) Lioka 1:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+ 37 Ho mafy orina mandrakizay toy ny volana izy io,Tahaka ny vavolombelona mendri-pitokisana eny amin’ny lanitra.” (Sela)