Salamo 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hopotehinao amin’ny tehina vy+ ireny,Ary hotorotoroinao toy ny vilany tanimanga.”+ Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+