FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Maty ny olona iray raha mbola ao aminy ny tanjany rehetra,+

      Raha mbola tsy manana ahiahy mihitsy izy sady miadana,+

  • Salamo 37:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Aza sosotra* amin’ny ataon’ny mpanao ratsy,

      Na mitsiriritra an’izay manao ny tsy marina.+

       2 Ho vetivety dia maina toy ny ahitra izy ireo,+

      Ary halazo toy ny ahi-maitso.

  • Isaia 30:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ho toy ny manda mitresaka àry izany fahadisoanareo izany,

      Ary hoatran’ny manda avo be efa mibontsina ka mitady hianjera.

      Hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso ilay manda.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara