Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 132:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe:
2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+