Fitomaniana 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy neken’i Jehovah intsony ny alitarany;Nataony tsinontsinona ny toerany masina.+ Navelany horavan’ny fahavalo ny mandan’ireo tilikambony voaro mafy.+ Nihorakoraka tao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ hoatran’ny amin’ny andro fety.
7 Tsy neken’i Jehovah intsony ny alitarany;Nataony tsinontsinona ny toerany masina.+ Navelany horavan’ny fahavalo ny mandan’ireo tilikambony voaro mafy.+ Nihorakoraka tao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ hoatran’ny amin’ny andro fety.