FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hasiako amin’ny sabatra ny tanànanareo,+ sady horavako ny toerana masinareo, ary tsy hahafinaritra* ahy ny hanitry ny fanatitrareo.

  • Jeremia 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 dia hataoko hoatran’i Silo+ ity trano ity, ary hampiasa ny anaran’ity tanàna ity ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona.’”’”+

  • Jeremia 52:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+ 13 Dia nodorany ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny* mpanjaka ary ny trano rehetra tao Jerosalema. Nodorany koa ny trano lehibe rehetra.

  • Ezekiela 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 ‘Lazao amin’ny taranak’Israely hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Efa hozimbazimbaiko ny toerako masina,+ dia ilay toerana mampirehareha be anareo, ilay tena tianareo sy ifikiran’ny fonareo.* Ary ho fatin’ny sabatra ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy, izay nilaozanareo.+

  • Mika 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho ny ataonareo àry,

      Dia hasaina hoatran’ny saha i Ziona,

      Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema,+

      Ary ny tendrombohitra misy an’ilay Trano* dia ho toy ny toerana avo any an’ala.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara