-
Salamo 74:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nodoran’izy ireo ny toeranao masina,+
Nozimbazimbainy ny tranolay mitondra ny anaranao ka natsipiny tamin’ny tany.
-
-
Ezekiela 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoy ihany Andriamanitra tamin’izy ireo: “Lotoy ilay trano, ary fenoy faty ny tokotany.+ Mandehana amin’izay!” Dia lasa ireo ka namely an’izay tao an-tanàna.
-