FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 4:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niady tokoa ny Filistinina, dia resy ny Israely+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy. Ary be dia be no maty tamin’izay. Miaramila 30 000 mpandeha an-tongotra no maty tamin’ny Israely. 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • Salamo 78:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Nafoiny ilay tranolay masina tao Silo+ tamin’ny farany,

      Dia ilay tranolay nonenany teo amin’ny olona.+

  • Jeremia 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lazao amin’izy ireo hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy manaraka ny lalàna* nomeko anareo,

  • Jeremia 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 dia hataoko hoatran’i Silo+ ity trano ity, ary hampiasa ny anaran’ity tanàna ity ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona.’”’”+

  • Fitomaniana 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsy neken’i Jehovah intsony ny alitarany;

      Nataony tsinontsinona ny toerany masina.+

      Navelany horavan’ny fahavalo ny mandan’ireo tilikambony voaro mafy.+

      Nihorakoraka tao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ hoatran’ny amin’ny andro fety.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara