-
Salamo 13:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Mandra-pahoviana aho no hitebiteby,
Ka halahelo isan’andro ny foko?
Mandra-pahoviana ny fahavaloko no handresy ahy?+
-
-
Salamo 79:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nataon’ny mpiara-monina aminay afa-baraka izahay;+
Maneso sy manaraby anay ny manodidina anay.
-