Salamo 22:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe: 8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany, koa aoka Izy hanafaka azy! Aoka Izy hamonjy azy, satria tena tia azy Izy!”+
7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe: 8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany, koa aoka Izy hanafaka azy! Aoka Izy hamonjy azy, satria tena tia azy Izy!”+