Isaia 48:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy nangetaheta mihitsy izy ireo, tamin’izy nitarika azy ireo namakivaky tany ngazana.+ Nataony namoaka rano ny vatolampy mba hosotroin’izy ireo,Ary nataony nitresaka ny vatolampy mba hisy rano hiboiboika be.”+
21 Tsy nangetaheta mihitsy izy ireo, tamin’izy nitarika azy ireo namakivaky tany ngazana.+ Nataony namoaka rano ny vatolampy mba hosotroin’izy ireo,Ary nataony nitresaka ny vatolampy mba hisy rano hiboiboika be.”+