11 Ary nanao hira nifamaly+ izy ireo ka nidera sy nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy; tia ny Israely izy sady tsy mivadika aminy mandrakizay.”+ Dia nihoby mafy nidera an’i Jehovah ny olona rehetra, satria tafapetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah.