1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra sy mampanan-karena;+Izy no mampietry sy manandratra.+ Daniela 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+Manongana mpanjaka sy mametraka mpanjaka eo amin’ny toerany,+Manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny olona lalin-tsaina.+ Daniela 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Naetriny hiala tamin’ny seza fiandrianany ny manana fahefana,+ fa nasandrany kosa ny olona ambany.+
21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+Manongana mpanjaka sy mametraka mpanjaka eo amin’ny toerany,+Manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny olona lalin-tsaina.+
52 Naetriny hiala tamin’ny seza fiandrianany ny manana fahefana,+ fa nasandrany kosa ny olona ambany.+