FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 I Jehovah no mampahantra sy mampanan-karena;+

      Izy no mampietry sy manandratra.+

       8 Izy no manangana ny olona ambany hiala amin’ny vovoka,

      Ary ampiakariny avy eo amin’ny lavenona misavovona* ny mahantra,+

      Mba hametrahany azy miaraka amin’ny andriana,

      Sy hanomezany azy toeram-boninahitra.

      An’i Jehovah ny andry manohana ny tany,+

      Ary apetrany eo ambonin’izy ireny ny tany lonaka.

  • Salamo 75:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra mantsy no Mpitsara.+

      Aetriny ny olona iray ary asandrany ny iray.+

  • Jeremia 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Izaho no nanao ny tany sy ny olombelona ary ny biby eny ambonin’ny tany. Tamin’ny heriko lehibe sy ny sandriko mahery no nanaovako an’izany, ka izay tiako homena azy* no omeko azy.+

  • Daniela 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara