-
Ohabolana 16:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nataon’i Jehovah hanatanterahana ny fikasany ny zava-drehetra,
Ka na ny ratsy fanahy aza haringana, amin’ny andro hahitana loza.+
-
-
Daniela 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia tezitra be tamin’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego i Nebokadnezara, ka niova be mihitsy ny tarehiny.* Ary nanome baiko izy hoe tokony hohafanaina avo fito heny noho ny mahazatra ilay lafaoro.
-