Eksodosy 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia havelako hiziriziry amin’ny heviny+ i Farao* ka hanenjika an’ireo Israelita. Ary hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra.+ Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah.”+ Koa izany no nataon’ny Israelita. Romanina 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Dia havelako hiziriziry amin’ny heviny+ i Farao* ka hanenjika an’ireo Israelita. Ary hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra.+ Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah.”+ Koa izany no nataon’ny Israelita.