-
Salamo 34:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Niantso ity olo-mahantra ity, dia nohenoin’i Jehovah.
Novonjeny tamin’ny fahoriany rehetra izy.+
-
-
Ohabolana 15:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,
Fa henoiny kosa ny vavaky ny olo-marina.+
-