FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tena notanterahin’Andriamanitra tamintsika taranany izany fampanantenana izany, rehefa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty izy,+ araka ny voasoratra ao amin’ny salamo faharoa hoe: ‘Zanako ianao; androany aho no lasa Rainao.’+

  • Hebreo 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+

  • Hebreo 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoatr’izany koa i Kristy. Tsy izy no nanome voninahitra ny tenany+ mba ho lasa mpisoronabe, fa Ilay niteny momba azy hoe: “Zanako ianao. Androany aho no lasa rainao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara