-
Jaona 8:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsinontsinona ny voninahitro raha manome voninahitra ny tenako aho. Ny Raiko no manome voninahitra ahy,+ dia izy izay lazainareo hoe Andriamanitrareo.
-