Salamo 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+
3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+