1 Samoela 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha mbola nanolotra an’ilay fanatitra dorana i Samoela, dia niroso hiady tamin’ny Israely ny Filistinina. Dia nandefasan’i Jehovah kotro-baratra mafy be+ ny Filistinina tamin’iny andro iny, ary nataony nisahotaka izy ireo,+ ka resin’ny Israely.+ Salamo 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nandefa kotroka tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony+Niaraka tamin’ny havandra sy vainafo miredareda.
10 Raha mbola nanolotra an’ilay fanatitra dorana i Samoela, dia niroso hiady tamin’ny Israely ny Filistinina. Dia nandefasan’i Jehovah kotro-baratra mafy be+ ny Filistinina tamin’iny andro iny, ary nataony nisahotaka izy ireo,+ ka resin’ny Israely.+
13 Dia nandefa kotroka tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony+Niaraka tamin’ny havandra sy vainafo miredareda.