2 Samoela 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nandefa kotroka avy tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony.+ Salamo 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+
14 Dia nandefa kotroka avy tany an-danitra i Jehovah;+Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony.+
3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+