-
Isaia 63:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia nahatsiaro ny andro fahiny izy ireo,
Dia ny andron’i Mosesy mpanompony, ka niteny hoe:
“Fa aiza Ilay nitondra azy ireo niakatra avy tany an-dranomasina,+ niaraka tamin’ny mpiandry ny andian’ondriny?+
Aiza Ilay nametraka ny fanahiny masina tao aminy?+
-
Asan’ny Apostoly 7:35, 36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Izany Mosesy izany ilay nolavin’izy ireo sy nataony hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?’+ Izy ihany anefa no nirahin’Andriamanitra+ ho mpitondra sady mpanafaka, ary tamin’ny alalan’ilay anjely niseho taminy tao amin’ny voarointsilo no nanaovany an’izany. 36 Izany lehilahy izany no nitondra azy ireo niala+ tany Ejipta,+ sady nanao fahagagana* sy famantarana maro tany, sy teo amin’ny Ranomasina Mena,+ ary tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona.+
-
-
-