Salamo 77:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny vahoakanao,+Tamin’ny alalan’i* Mosesy sy Arona.+