Ohabolana 1:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mihaino ny hendry ka mitombo ny zavatra fantany.+Mahazo tari-dalana tsara* ny mahira-tsaina,+ 6 Mba hahazoany ny dikan’ny ohabolana sy ny sarin-teny saro-pantarina,*Ary ny tenin’olon-kendry sy ny ankamantatra ataony.+ Matio 13:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nanao fanoharana foana i Jesosy rehefa niresaka an’izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny tamin’izy ireo tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ 35 mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hanao fanoharana aho, ary hanambara zavatra nafenina hatrany am-piandohana.”*+
5 Mihaino ny hendry ka mitombo ny zavatra fantany.+Mahazo tari-dalana tsara* ny mahira-tsaina,+ 6 Mba hahazoany ny dikan’ny ohabolana sy ny sarin-teny saro-pantarina,*Ary ny tenin’olon-kendry sy ny ankamantatra ataony.+
34 Nanao fanoharana foana i Jesosy rehefa niresaka an’izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny tamin’izy ireo tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ 35 mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hanao fanoharana aho, ary hanambara zavatra nafenina hatrany am-piandohana.”*+