FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Fa mitandrema fotsiny, dia tandremo tsara sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao, ary sao hiala ao am-ponao izany mandritra ny androm-piainanao. Ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao koa izany.+

  • Deoteronomia 6:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia izao no holazainao aminy: ‘Andevon’i Farao isika tany Ejipta, nefa nentin’i Jehovah nivoaka avy tany tamin’ny herin-tsandriny.

  • Deoteronomia 11:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ataovy milentika tsara ao am-ponareo sy ao an-tsainareo ireo teniko ireo. Dia afatory eo amin’ny tananareo izany mba ho fampahatsiahivana ho anareo, ka ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.*+ 19 Ampianaro ny zanakareo koa izany, ary resaho na rehefa mipetraka ao an-tranonareo ianareo, na mandeha eny an-dalana, na hatory, na mifoha.+

  • Josoa 4:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 mba ho famantarana eo aminareo. Ary raha manontany anareo ny zanakareo* any aoriana any hoe: ‘Fa maninona ireo vato ireo no napetrakareo eo?’,+ 7 dia lazao aminy hoe: ‘Ho fahatsiarovana* maharitra ho an’ny vahoakan’Israely ireo vato ireo. Nijanona tsy nikoriana teo anoloan’ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mantsy ny ranon’i Jordana, rehefa nentina niampita teo ilay Vata.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara