-
Deoteronomia 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Fa mitandrema fotsiny, dia tandremo tsara sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao, ary sao hiala ao am-ponao izany mandritra ny androm-piainanao. Ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao koa izany.+
-
-
Salamo 103:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hidera an’i Jehovah aho!
Tsy hohadinoiko mihitsy anie izay rehetra nataony!+
-