-
Deoteronomia 8:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tsarovy ilay lalana lavitra be nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao tany an-tany efitra nandritra an’izay 40 taona izay.+ Nentiny tany amin’ilay lalana ianao, satria tiany hampianarina hanetry tena sy tiany hotsapaina,+ mba hahafantarana an’izay ao am-ponao+ na hanaraka ny didiny ianao na tsia.
-
-
Salamo 105:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tadidio ny zavatra mahatalanjona nataony,
Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana nolazainy,+
-