Nomery 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa niakatra nankany Negeba izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izany hoe ny Anakita,*+ no nipetraka. Fito taona talohan’ny nanorenana an’i Zoana any Ejipta i Hebrona no efa voaorina.
22 Rehefa niakatra nankany Negeba izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izany hoe ny Anakita,*+ no nipetraka. Fito taona talohan’ny nanorenana an’i Zoana any Ejipta i Hebrona no efa voaorina.