11 Nomena azy ireo i Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda, sy ny kijana manodidina azy.—Rain’i Anàka io Arba io.— 12 Nomena an’i Kaleba zanak’ i Jefone kosa ny faritra sy ny tanàna kely manodidina an’ilay tanàna.+