-
Mika 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Mihainoa, ry vahoaka rehetra!
Mihainoa tsara, ry tany sy izay rehetra eo aminao!
Henoy tsara ny hiampangan’i Jehovah Tompo Fara Tampony anao,+
Dia i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina.
-