-
2 Mpanjaka 17:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nolaviny foana ny fitsipik’Andriamanitra, sy ny fifanekena+ nataony tamin’ny razambeny, ary ny fampahatsiahivana nomeny mba hampitandremana+ azy ireo. Ary nanompo sampy tsy misy dikany+ izy ireo, hoatran’ireo firenena nanodidina azy, ka lasa tsy nisy dikany+ koa. Efa nandidy azy ireo anefa i Jehovah mba tsy hanao toa an’ireny firenena ireny.+
-
-
Jeremia 44:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tonga aminareo izao loza izao ankehitriny, satria nanao an’ireny sorona ireny ianareo ary nanota tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ianareo, sady tsy nanaraka ny lalàny sy ny fitsipiny ary ny fampahatsiahivany.”+
-