1 Samoela 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nosazin’i Jehovah ny Asdodita,* ka nataony nahita faisana. Nataony voan’ny hemoroida+ mantsy ny mponina tao Asdoda sy ny faritra manodidina azy.
6 Nosazin’i Jehovah ny Asdodita,* ka nataony nahita faisana. Nataony voan’ny hemoroida+ mantsy ny mponina tao Asdoda sy ny faritra manodidina azy.