FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 74:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 74 Nahoana no dia nolavinao mandrakizay izahay, Andriamanitra ô?+

      Nahoana ianao no tezitra be* amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+

  • Salamo 85:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hisafoaka aminay mandrakizay+ ve ianao?

      Mbola ho tezitra foana ve ianao hatrany amin’ny taranaka fara aman-dimby?

  • Isaia 64:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aza tezitra be loatra, Jehovah ô,+

      Ary aza tsaroana mandrakizay ny fahadisoanay.

      Mba jereo izahay fa vahoakanao daholo ange izahay e!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara