Salamo 74:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Nahoana no dia nolavinao mandrakizay izahay, Andriamanitra ô?+ Nahoana ianao no tezitra be* amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+ Salamo 79:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mandra-pahoviana ianao no mbola ho tezitra be, Jehovah ô? Mandrakizay ve?+ Mandra-pahoviana no hirehitra toy ny afo ny fahatezeranao?+
74 Nahoana no dia nolavinao mandrakizay izahay, Andriamanitra ô?+ Nahoana ianao no tezitra be* amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+
5 Mandra-pahoviana ianao no mbola ho tezitra be, Jehovah ô? Mandrakizay ve?+ Mandra-pahoviana no hirehitra toy ny afo ny fahatezeranao?+