Salamo 77:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny vahoakanao,+Tamin’ny alalan’i* Mosesy sy Arona.+ Isaia 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka hokarakarainy* ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,Dia hotrotroiny eo an-tratrany ireny. Hotarihiny sady hokenakenainy tsara ireo ondrivavy mbola mampinono.+ Jeremia 31:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry firenena,Ary ambarao any amin’ireo nosy lavitra+ izany, ka lazao hoe: “Ilay nampiely ny Israely no hanangona azy. Hikarakara azy toy ny mpiandry ondry mikarakara ny andian’ondriny izy.+ Ezekiela 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Toy ny mpiandry ondry izy ka hokarakarainy* ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,Dia hotrotroiny eo an-tratrany ireny. Hotarihiny sady hokenakenainy tsara ireo ondrivavy mbola mampinono.+
10 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry firenena,Ary ambarao any amin’ireo nosy lavitra+ izany, ka lazao hoe: “Ilay nampiely ny Israely no hanangona azy. Hikarakara azy toy ny mpiandry ondry mikarakara ny andian’ondriny izy.+