Nomery 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ho miramirana* aminao anie i Jehovah+ ka hankasitraka anao! Salamo 67:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Hiantra sy hitahy antsika Andriamanitra;Ho miramirana* amintsika izy,+ (Sela) 2 Mba ho fantatra eran-tany ny lalanao,+Ary ho fantatra eo amin’ny firenena rehetra ny asa famonjenao.+
67 Hiantra sy hitahy antsika Andriamanitra;Ho miramirana* amintsika izy,+ (Sela) 2 Mba ho fantatra eran-tany ny lalanao,+Ary ho fantatra eo amin’ny firenena rehetra ny asa famonjenao.+