Salamo 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy aho, miaraka amin’ireo zatra manao ratsy,+Dia ireo miresaka fihavanana amin’ny namany nefa ratsy ny ao am-pony.+
3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy aho, miaraka amin’ireo zatra manao ratsy,+Dia ireo miresaka fihavanana amin’ny namany nefa ratsy ny ao am-pony.+